Isaia 44:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hokosehiko ny fahadisoanao, toy ny hoe hosaronana rahona,+Ary hokosehiko ny fahotanao, toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Miverena amiko fa havotako ianao.+ Isaia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiverina ireo navotan’i Jehovah.+ Hihoby izy ireo rehefa tonga ao Ziona,+Ary hifaly foana ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy* ny fifaliany.+ Hiravoravo sy ho faly izy ireo,Dia handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+
22 Hokosehiko ny fahadisoanao, toy ny hoe hosaronana rahona,+Ary hokosehiko ny fahotanao, toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Miverena amiko fa havotako ianao.+
11 Hiverina ireo navotan’i Jehovah.+ Hihoby izy ireo rehefa tonga ao Ziona,+Ary hifaly foana ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy* ny fifaliany.+ Hiravoravo sy ho faly izy ireo,Dia handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+