Jaona 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izaho no mpiandry tena tsara.+ Mahafoy ny ainy ho an’ny ondry ny mpiandry tena tsara.+ Hebreo 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nafahan’ilay Andriamanitry ny fiadanana avy tany amin’ny maty ilay mpiandry+ ondry lehibe, dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay. Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana 1 Petera 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hahazo satroboninahitra tsy mety malazo ianareo+ rehefa aseho ilay lehiben’ny mpiandry.+ Apokalypsy 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hiandry azy ireo hoatran’ny ataon’ny mpiandry ondry+ mantsy ilay Zanak’ondry+ eo akaikin’ny* seza fiandrianana, dia hitarika azy ireo ho any amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+ Ary hofafan’Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo.”+
20 Nafahan’ilay Andriamanitry ny fiadanana avy tany amin’ny maty ilay mpiandry+ ondry lehibe, dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay. Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana
17 Hiandry azy ireo hoatran’ny ataon’ny mpiandry ondry+ mantsy ilay Zanak’ondry+ eo akaikin’ny* seza fiandrianana, dia hitarika azy ireo ho any amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+ Ary hofafan’Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo.”+