Ezekiela 34:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hanendry mpiandry iray hikarakara ny ondriko aho,+ dia i Davida mpanompoko,+ ka homeny sakafo ireny. Izy mihitsy no hanome sakafo azy ireo ka ho lasa mpiandry azy.+ Matio 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Rehefa nahita ny vahoaka izy, dia nangoraka an’ireo,+ satria hitany fa nampijalina izy ireo sady tsy nisy niraharaha hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry.+
23 Hanendry mpiandry iray hikarakara ny ondriko aho,+ dia i Davida mpanompoko,+ ka homeny sakafo ireny. Izy mihitsy no hanome sakafo azy ireo ka ho lasa mpiandry azy.+
36 Rehefa nahita ny vahoaka izy, dia nangoraka an’ireo,+ satria hitany fa nampijalina izy ireo sady tsy nisy niraharaha hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry.+