FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 55:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+

      Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.

      Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+

      Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+

  • Jeremia 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô,

      Fa hanasitrana anareo aho dia tsy hikomy intsony ianareo.”+

      “Ireto izahay manatona anao,

      Satria ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+

  • Jeremia 25:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nilaza ireny mpaminany ireny hoe: ‘Samia re miala amin’ny lalan-dratsinareo sy ny ratsy fanaonareo+ e! Amin’izay ianareo hipetraka ela ao amin’ilay tany nomen’i Jehovah anareo sy ny razambenareo efa hatramin’ny ela.

  • Asan’ny Apostoly 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Koa mibebaha,+ ary miverena amin’Andriamanitra*+ mba ho voafafa ny fahotanareo.+ Amin’izay dia hisy fotoana mamelombelona avy amin’i Jehovah,*

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara