Ezekiela 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Ary raha hoy aho amin’ny ratsy fanahy: “Tena ho faty ianao”, dia avy eo izy miala amin’ny fahotany ary manao ny rariny sy ny hitsiny,+ Ezekiela 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy hosazina izy na inona na inona fahotana nataony.*+ Manao ny rariny sy ny hitsiny izy, ka azo antoka fa ho velona.’+ 1 Jaona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, satria izy ao amin’ny mazava, dia tena tafaray daholo isika. Ary ny ran’i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+
14 “‘Ary raha hoy aho amin’ny ratsy fanahy: “Tena ho faty ianao”, dia avy eo izy miala amin’ny fahotany ary manao ny rariny sy ny hitsiny,+
16 Tsy hosazina izy na inona na inona fahotana nataony.*+ Manao ny rariny sy ny hitsiny izy, ka azo antoka fa ho velona.’+
7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, satria izy ao amin’ny mazava, dia tena tafaray daholo isika. Ary ny ran’i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+