FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao àry no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mba hanamelohana an’ireo mpiandry izay miandry ny vahoakany: “Aparitakareo ny ondriko. Aelinareo izy ireo, fa tsy karakarainareo.”+

      “Koa tsy hananako antra ianareo noho ny ratsy nataonareo”, hoy i Jehovah.

  • Jeremia 50:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Lasa toy ny andian’ondry very ny vahoakako.+ Ny mpiandry azy mihitsy no nitarika azy ireo tany amin’ny lalan-diso.+ Nentin’izy ireny teny an-tendrombohitra izy ireo, ka nirenireny teny an-tendrombohitra sy teny amin’ny havoana. Hadinon’izy ireo ilay toerana nialany sasatra.

  • Matio 9:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Rehefa nahita ny vahoaka izy, dia nangoraka an’ireo,+ satria hitany fa nampijalina izy ireo sady tsy nisy niraharaha hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara