Daniela 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsazara mpanjakan’i Babylona,+ dia nanonofy sy nahita fahitana i Daniela tamin’izy natory teo am-pandrianany.+ Dia nosoratany ilay nofy,+ ka nataony an-tsoratra izay rehetra hitany sy henony. Daniela 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Belsazara Mpanjaka,+ dia nahita fahitana izaho Daniela, taorian’ilay hitako teo aloha.+
7 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsazara mpanjakan’i Babylona,+ dia nanonofy sy nahita fahitana i Daniela tamin’izy natory teo am-pandrianany.+ Dia nosoratany ilay nofy,+ ka nataony an-tsoratra izay rehetra hitany sy henony.
8 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Belsazara Mpanjaka,+ dia nahita fahitana izaho Daniela, taorian’ilay hitako teo aloha.+