Daniela 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanao fanasambe ho an’ny olona ambony 1 000 lahy i Belsazara Mpanjaka,+ ka nisotro divay teo anatrehan’ireo.+ Daniela 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+
5 Nanao fanasambe ho an’ny olona ambony 1 000 lahy i Belsazara Mpanjaka,+ ka nisotro divay teo anatrehan’ireo.+