Isaia 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Omano ny latabatra ary alamino ny seza! Mihinàna dia misotroa!+ Mitsangàna, ry andriana, ka hosory menaka ny ampinga! Jeremia 51:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Raha iny mbola mazotozoto iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo,Mba hifalifaliany.+Dia hatory mandrakizay izy ireoKa tsy hifoha intsony”,+ hoy i Jehovah.
5 Omano ny latabatra ary alamino ny seza! Mihinàna dia misotroa!+ Mitsangàna, ry andriana, ka hosory menaka ny ampinga!
39 “Raha iny mbola mazotozoto iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo,Mba hifalifaliany.+Dia hatory mandrakizay izy ireoKa tsy hifoha intsony”,+ hoy i Jehovah.