FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Malakia 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah. Ary nihaino tsara azy ireo foana i Jehovah. Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho fahatsiarovana an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina* ny anarany.+

  • Lioka 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Na izany aza, dia aza mifaly satria hoe lasa manaiky anareo ny fanahy, fa mifalia kosa satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.”+

  • Apokalypsy 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hampanaovina akanjo fotsy+ àry izay mandresy.+ Dia tsy hovonoiko* ao amin’ny bokin’ny fiainana mihitsy ny anarany,+ fa hekeko eo anatrehan’ny Raiko sy eo anatrehan’ny anjeliny hoe fantatro ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara