3 Ary mangataka anao aho, ry ilay tena mpiara-miasa amiko, mba hanampy azy roa vavy foana. Niezaka be nitory ny vaovao tsara niaraka tamiko mantsy izy roa vavy, sady niaraka tamin’i Klementa sy ny mpiara-miasa amiko hafa, izay samy voasoratra anarana ao amin’ny bokin’ny fiainana.+