13 Ary namoaka ny maty tao aminy ny ranomasina. Namoaka ny maty tao aminy koa ny fahafatesana sy ny Fasana. Dia samy notsaraina arakaraka izay nataony izy ireny.+ 14 Ary natsipy mafy tany amin’ny farihy afo ny fahafatesana sy ny Fasana.+ Ny farihy afo+ dia ny fahafatesana faharoa.+