Apokalypsy 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nitovy tamin’ny soavaly voaomana ho any an’ady+ ireo valala ireo. Nisy hoatran’ny satroboninahitra volamena teo amin’ny lohany. Nitovy tamin’ny tarehin’olona ny tarehiny,
7 Ary nitovy tamin’ny soavaly voaomana ho any an’ady+ ireo valala ireo. Nisy hoatran’ny satroboninahitra volamena teo amin’ny lohany. Nitovy tamin’ny tarehin’olona ny tarehiny,