FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joela 2:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hoatran’ny soavaly no fahitana azy ireo,

      Ary mihazakazaka toy ny soavaly fitondra miady+ izy ireo.

       5 Mitsambikimbikina eny an-tampon-tendrombohitra izy ireo, hoatran’ny kalesy mirodorodo,+

      Sady hoatran’ny lelafo mirefodrefotra mandevona vodivary,

      Ary toy ny firenena mahery efa milahatra hiady.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara