FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 90:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,

      Sy talohan’ny nanaovanao* ny tany sy ny tany lonaka,+

      Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+

  • Salamo 93:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Efa mafy orina hatry ny ela ny seza fiandriananao;+

      Efa nisy foana ianao hatramin’izay.+

  • Apokalypsy 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara