Salamo 93:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Efa mafy orina hatry ny ela ny seza fiandriananao;+Efa nisy foana ianao hatramin’izay.+ Isaia 40:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy fantatrao angaha? Sa mbola tsy henonao? Andriamanitra mandrakizay i Jehovah, ilay Mpamorona ny faran’ny tany.+ Tsy mba reraka na sasatra mihitsy izy.+ Tsy takatry ny saina* ny fahalalany.+ Habakoka 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy efa nisy hatramin’izay ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao,* Andriamanitro ô, Ilay Masina ivavahako.+ Ny hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy ireo, Jehovah ô,Ary ny hanasazy*+ no nifidiananao azy, ry Vatolampiko ô!+ 1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena. Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+ Apokalypsy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry+ izy ireo, hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Ara-drariny sy azo atokisana ny zavatra ataonao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+
28 Tsy fantatrao angaha? Sa mbola tsy henonao? Andriamanitra mandrakizay i Jehovah, ilay Mpamorona ny faran’ny tany.+ Tsy mba reraka na sasatra mihitsy izy.+ Tsy takatry ny saina* ny fahalalany.+
12 Tsy efa nisy hatramin’izay ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao,* Andriamanitro ô, Ilay Masina ivavahako.+ Ny hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy ireo, Jehovah ô,Ary ny hanasazy*+ no nifidiananao azy, ry Vatolampiko ô!+
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+
3 Nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry+ izy ireo, hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Ara-drariny sy azo atokisana ny zavatra ataonao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+