FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Mpanjaka mandrakizay mandrakizay i Jehovah.+

      Ripaka tsy misy eto an-tany ireo firenena.+

  • Salamo 90:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,

      Sy talohan’ny nanaovanao* ny tany sy ny tany lonaka,+

      Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+

  • Daniela 6:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Mamoaka didy aho hoe tokony hangovitra sy hatahotra an’ilay Andriamanitr’i Daniela ny olona any amin’ny faritra rehetra eran’ny fanjakako.+ Fa izy no Andriamanitra velona sy maharitra mandrakizay. Tsy ho rava mihitsy ny fanjakany, ary maharitra mandrakizay ny fitondrany.+

  • Apokalypsy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry+ izy ireo, hoe:

      “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Ara-drariny sy azo atokisana ny zavatra ataonao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara