FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo anio alina, noho ny zavatra hanjo ahy, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+

  • Matio 26:55, 56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Dia hoy i Jesosy tamin’ny vahoaka: “Tonga hisambotra ahy miaraka amin’ny sabatra sy kibay ve ianareo, hoatr’ireny hisambotra jiolahy ireny? Isan’andro aho nipetraka nampianatra tao amin’ny tempoly,+ nefa tsy nosamborinareo.+ 56 Mitranga anefa izao rehetra izao mba ho tanteraka izay nosoratan’ny mpaminany.”*+ Avy eo dia nandao azy daholo ny mpianatra ka lasa nitsoaka.+

  • Marka 14:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny ondry.’+

  • Marka 14:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ary nandao azy daholo ny mpianany ka lasa nitsoaka.+

  • Jaona 16:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ho avy ny fotoana, ary efa kely sisa dia ho tonga ny fotoana handosiranareo tsirairay any amin’izay halehanareo,* dia havelanareo ho irery aho.+ Tsy irery anefa aho satria eo ny Raiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara