FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:48, 49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Dia hoy i Jesosy tamin’ireo: “Tonga hisambotra ahy miaraka amin’ny sabatra sy kibay ve ianareo, hoatr’ireny hisambotra jiolahy ireny?+ 49 Isan’andro aho niaraka taminareo, tamin’izaho nampianatra tao amin’ny tempoly,+ nefa tsy nosamborinareo. Mitranga anefa izao mba ho tanteraka ny Soratra Masina.”+

  • Lioka 22:52, 53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Dia hoy i Jesosy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary ny anti-panahy izay tonga teo hisambotra azy: “Tonga atỳ miaraka amin’ny sabatra sy kibay ve ianareo, hoatr’ireny hisambotra mpangalatra ireny?+ 53 Niaraka taminareo tao amin’ny tempoly aho isan’andro,+ nefa tsy nisambotra ahy ianareo.+ Fa tonga izao ny fotoananareo sy ny fahefan’ny haizina.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara