Malakia 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tokony hampita fahalalana amin’ny olona ny mpisorona, ary tokony hanatona azy ny olona rehefa manontany momba ny lalàna.*+ Izy mantsy no mpitondra hafatr’i Jehovah Tompon’ny tafika.
7 Fa tokony hampita fahalalana amin’ny olona ny mpisorona, ary tokony hanatona azy ny olona rehefa manontany momba ny lalàna.*+ Izy mantsy no mpitondra hafatr’i Jehovah Tompon’ny tafika.