-
2 Petera 3:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ry malala, ity no taratasy faharoa soratako aminareo. Toy ny tao amin’ilay taratasiko voalohany, dia mampirisika anareo hisaina tsara aho ka mampahatsiahy+ anareo an’izay efa fantatrareo, 2 mba ho tadidinareo ny teny efa voalazan’ny mpaminany masina, sy ny didin’ny Tompo sady Mpamonjy izay nampitain’ny apostolinareo.
-