FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 ary ny fahavalo namafy an’izany dia ny Devoly. Ny fotoam-pijinjana dia ny vanim-potoana alohan’ny faran’izao tontolo izao,* ary ny mpijinja dia ny anjely.

  • Matio 13:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Hoatr’izany koa no hitranga rehefa akaiky ny faran’izao tontolo izao.* Hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy amin’ny olo-marina.

  • Matio 24:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’izy nipetrapetraka teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, dia nanatona azy mitokana ny mpianany, ka niteny hoe: “Lazao aminay hoe rahoviana no hitranga izany, ary inona no ho famantarana hoe efa manatrika*+ ianao ary efa akaiky ny faran’izao tontolo izao?”*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara