-
Matio 24:37-39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Fa ho toy ny tamin’ny andron’i Noa ihany+ ny fanatrehan’ny* Zanak’olona.+ 38 Tamin’izany andro izany mantsy, tamin’ny mbola tsy tonga ny Safodrano, dia nihinana sy nisotro ny olona, ary nampaka-bady sy navoaka hampakarina, mandra-pahatongan’ny andro nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara.+ 39 Ary tsy niraharaha izy ireo mandra-pahatongan’ilay Safodrano nifaoka azy rehetra.+ Ho toy izany koa amin’ny fanatrehan’ny Zanak’olona.
-