Marka 1:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Koa nangoraka azy izy ka nanatsotra ny tanany sady nikasika azy, ary niteny taminy hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+ Lioka 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.” Tonga dia niala tamin’ilay lehilahy ilay habokana.+
41 Koa nangoraka azy izy ka nanatsotra ny tanany sady nikasika azy, ary niteny taminy hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+
13 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.” Tonga dia niala tamin’ilay lehilahy ilay habokana.+