Matio 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+ Tonga dia sitrana ny habokany ka nadio izy.+ Marka 1:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Koa nangoraka azy izy ka nanatsotra ny tanany sady nikasika azy, ary niteny taminy hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+
3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+ Tonga dia sitrana ny habokany ka nadio izy.+
41 Koa nangoraka azy izy ka nanatsotra ny tanany sady nikasika azy, ary niteny taminy hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+