Marka 10:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary hoy i Jesosy: “Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Tonga dia nahita ilay lehilahy,+ ka nanomboka nanaraka azy teny an-dalana. Lioka 7:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Hoy anefa izy tamin’ilay vehivavy: “Ny finoanao no namonjy anao.+ Mirary soa ho anao aho.” Lioka 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoy izy avy eo: “Mitsangàna dia mandehana. Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Lioka 18:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy àry i Jesosy: “Aoka ianao hahita indray! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+
52 Ary hoy i Jesosy: “Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Tonga dia nahita ilay lehilahy,+ ka nanomboka nanaraka azy teny an-dalana.