Matio 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nitodika i Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay vehivavy.+ Lioka 8:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hoy anefa i Jesosy taminy: “Ny finoanao no nahasitrana anao, anaka. Mirary soa ho anao aho!”+
22 Ary nitodika i Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay vehivavy.+