FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Taorian’izay, rehefa nisakafo* tao an-trano izy, dia nisy mpamory hetra sy mpanota be dia be tonga nisakafo* niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany.+

  • Marka 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Taorian’izay dia nisakafo* tao an-tranon’i Levy i Jesosy. Ary be dia be ny mpamory hetra sy mpanota nisakafo* niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany tao. Maro tamin’izy ireny mantsy no lasa mpanara-dia an’i Jesosy.+

  • Jaona 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nasaina ho any amin’ilay fanasambe tamin’io fampakaram-bady io koa i Jesosy sy ny mpianany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara