FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia nimenomenona tamin’ny mpianatr’i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna teo amin’izy ireo hoe: “Fa maninona ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+

  • Lioka 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nimenomenona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: “Mandray tsara an’ireo mpanota ilehity sady miara-mihinana aminy.”

  • Lioka 19:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa hitan’ny olona izany, dia nimenomenona izy rehetra hoe: “Lasa nivahiny ao an-tranon’ny lehilahy mpanota izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara