FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Noho izany, dia hanao zava-mahagaga amin’ity vahoaka ity indray aho,+

      Dia zava-mahagaga be dia be.

      Dia ho foana ny fahendren’ny olon-kendriny,

      Ary tsy hahazo hevitra intsony ny olona malina eo aminy.”+

  • Matio 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa efa lasa donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa naheno ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, amin’izay ny masony tsy hahita mihitsy, ary ny sofiny tsy haheno mihitsy. Amin’izay koa ny fony tsy hahazo ny dikan’izany, dia tsy hiverina amiko izy ka tsy hositraniko.’+

  • Lioka 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tamin’izay ora izay indrindra, dia faly be i Jesosy sady feno fanahy masina ka niteny hoe: “Ry Ray, Tompon’ny lanitra sy ny tany ô, midera anao eto imason’ny olona rehetra aho, satria efa nafeninao tsara tamin’ny hendry sy ny mahira-tsaina+ ireny zavatra ireny, fa nampahafantarinao tamin’ny ankizikely* kosa. Izany mihitsy mantsy no sitraponao, Ray ô!+

  • 1 Korintianina 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nifidy ny zavatra adala amin’izao tontolo izao kosa Andriamanitra mba hampahamenatra ny olon-kendry. Ary nifidy ny zavatra malemy amin’izao tontolo izao Andriamanitra mba hampahamenatra ny zavatra mahery.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara