Marka 8:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa no hamonjy an’izany.+ Lioka 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+ Lioka 17:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izay miezaka hiaro ny ainy no hamoy an’izany, fa izay mamoy ny ainy kosa no hiaro an’izany.+ Jaona 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izay tia ny ainy no hamoy* azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa no hiaro ny ainy mba hahazoany fiainana mandrakizay.+ Apokalypsy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary naharesy azy+ izy ireo noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy noho ny hafatra torin’izy ireo.+ Tsy natahotra ny hamoy* ny ainy+ izy ireo na tsy maintsy ho faty aza.
35 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa no hamonjy an’izany.+
24 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+
25 Izay tia ny ainy no hamoy* azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa no hiaro ny ainy mba hahazoany fiainana mandrakizay.+
11 Ary naharesy azy+ izy ireo noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy noho ny hafatra torin’izy ireo.+ Tsy natahotra ny hamoy* ny ainy+ izy ireo na tsy maintsy ho faty aza.