Matio 10:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Izay mamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+ Matio 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+ Lioka 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+ Jaona 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izay tia ny ainy no hamoy* azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa no hiaro ny ainy mba hahazoany fiainana mandrakizay.+ Apokalypsy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary naharesy azy+ izy ireo noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy noho ny hafatra torin’izy ireo.+ Tsy natahotra ny hamoy* ny ainy+ izy ireo na tsy maintsy ho faty aza.
39 Izay mamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+
25 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+
24 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+
25 Izay tia ny ainy no hamoy* azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa no hiaro ny ainy mba hahazoany fiainana mandrakizay.+
11 Ary naharesy azy+ izy ireo noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy noho ny hafatra torin’izy ireo.+ Tsy natahotra ny hamoy* ny ainy+ izy ireo na tsy maintsy ho faty aza.