FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.

      Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+

      Androany aho no lasa rainao.+

  • Isaia 42:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako,

      Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+

      Nomeko ny fanahiko izy,+

      Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+

  • Matio 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nisy feo koa avy any an-danitra+ niteny hoe: “Io no Zanako malalako,+ ilay ankasitrahako.”+

  • 2 Petera 1:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy rehefa nilaza taminy an’ireto teny* ireto ilay be voninahitra: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.”+ 18 Naheno an’izany teny avy any an-danitra izany izahay, tamin’izahay niaraka taminy tany an-tendrombohitra masina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara