FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 22:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa handeha tokoa ny Zanak’olona, araka ny efa voalaza mialoha.+ Na izany aza, dia hahita loza ilay olona hamadika azy!”+

  • Jaona 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tamin’izaho mbola teo amin’izy ireo, dia niaro azy aho+ noho ilay anaranao nomenao ahy. Narovako izy ireo, ka tsy nisy ringana na iray aza,+ afa-tsy ilay zanaky ny fandringanana,+ mba ho tanteraka ny Soratra Masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara