Jaona 6:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary izao no sitrapon’Ilay naniraka ahy: Tsy tokony havelako hisy ho very izay rehetra nomeny ahy, fa tokony hatsangako amin’ny maty+ kosa amin’ny andro farany. Jaona 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Omeko fiainana mandrakizay izy,+ ary tsy ho ringana mihitsy sady tsy hisy handrombaka azy etỳ an-tanako.+
39 Ary izao no sitrapon’Ilay naniraka ahy: Tsy tokony havelako hisy ho very izay rehetra nomeny ahy, fa tokony hatsangako amin’ny maty+ kosa amin’ny andro farany.
28 Omeko fiainana mandrakizay izy,+ ary tsy ho ringana mihitsy sady tsy hisy handrombaka azy etỳ an-tanako.+