FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 13:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Mitandrema foana sy miambena foana,+ fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny fotoana voatondro.+

  • 1 Petera 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aoka ianareo hisaina tsara foana sy hiambina!+ Ny Devoly fahavalonareo mantsy mandehandeha hoatran’ny liona mierona, mitady olona harapaka.+

  • Apokalypsy 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ho avy toy ny mpangalatra aho.+ Sambatra izay miambina foana+ ka mbola eny aminy ihany ny akanjony ivelany. Amin’izay izy tsy handeha mitanjaka ka ho hitan’ny olona ny fitanjahany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara