Romanina 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ataovy izany nolazaiko taminareo izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao. Efa izao mantsy ny ora tokony hifohazanareo amin’ny torimaso.+ Efa akaiky noho ny tamin’isika lasa mpino ny famonjena antsika amin’izao. 1 Tesalonianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Andao àry isika tsy hatory hoatran’ny olon-kafa,+ fa hiambina foana+ sady hisaina tsara foana.+
11 Ataovy izany nolazaiko taminareo izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao. Efa izao mantsy ny ora tokony hifohazanareo amin’ny torimaso.+ Efa akaiky noho ny tamin’isika lasa mpino ny famonjena antsika amin’izao.