1 Jaona 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy avy amin’ny Ray mantsy ny zava-drehetra eo amin’izao tontolo izao, izany hoe ny fanirian’ny nofo+ sy ny fanirian’ny maso+ ary ny fampideraderana fananana,* fa avy amin’izao tontolo izao ihany.
16 Tsy avy amin’ny Ray mantsy ny zava-drehetra eo amin’izao tontolo izao, izany hoe ny fanirian’ny nofo+ sy ny fanirian’ny maso+ ary ny fampideraderana fananana,* fa avy amin’izao tontolo izao ihany.