FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.

      Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+

      Androany aho no lasa rainao.+

  • Galatianina 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa rehefa tapitra* ilay fotoana, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, izay natera-behivavy+ sady teo ambanin’ny lalàna,+

  • 1 Jaona 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izao no nampisehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika: Nirahiny ho etỳ amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara