25 Ary rehefa mitsangana hivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ilay Rainareo any an-danitra koa ny helokareo.”+
32 Miezaha kosa ho tsara fanahy amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy.
13 Mahaiza foana mifandefitra* sy mifamela heloka tanteraka,+ na dia misy manana antony itarainana momba ny sasany aza.+ Namela tanteraka ny helokareo i Jehovah,* ka mba manaova hoatr’izany koa ianareo.+