Matio 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa raha ianareo, na dia ratsy fanahy aza, mahalala manome zavatra tsara ho an’ny zanakareo, mainka fa ilay Rainareo any an-danitra! Tena hanome zavatra tsara+ ho an’izay mangataka aminy izy.+ Jakoba 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy any ambony+ ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, izany hoe midina avy any amin’ilay Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra.*+ Tsy miovaova hoatran’ny aloka mifindrafindra* izy.+
11 Koa raha ianareo, na dia ratsy fanahy aza, mahalala manome zavatra tsara ho an’ny zanakareo, mainka fa ilay Rainareo any an-danitra! Tena hanome zavatra tsara+ ho an’izay mangataka aminy izy.+
17 Avy any ambony+ ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, izany hoe midina avy any amin’ilay Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra.*+ Tsy miovaova hoatran’ny aloka mifindrafindra* izy.+