Apokalypsy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanainga vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary ny anjely anankiray, ka nanipy mafy an’izany tany an-dranomasina, sady niteny hoe: “Hatsipy haingana hoatr’izao i Babylona, ilay tanàna lehibe, dia tsy ho hita intsony.+ Apokalypsy 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Eny, tao amin’io tanàna io no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olona masina+ ary izay rehetra naripaka teny ambonin’ny tany.”+
21 Ary nanainga vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary ny anjely anankiray, ka nanipy mafy an’izany tany an-dranomasina, sady niteny hoe: “Hatsipy haingana hoatr’izao i Babylona, ilay tanàna lehibe, dia tsy ho hita intsony.+
24 Eny, tao amin’io tanàna io no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olona masina+ ary izay rehetra naripaka teny ambonin’ny tany.”+