FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 6:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Rehefa nosokafany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambany alitara+ ny ran’ny* olona+ novonoina noho izy ireo nanaraka ny tenin’Andriamanitra sady nitory.+ 10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony ô, ilay masina sy marina,+ rahoviana ihany ianao vao hitsara ny olona mipetraka eny ambonin’ny tany+ ka hamaly ny ranay nalatsak’izy ireny?”

  • Apokalypsy 16:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia henoko ilay anjelin’ny rano niteny hoe: “Manao ny rariny ianao, ry Ilay ankehitriny sy taloha,+ Ilay tsy mivadika,+ satria namoaka an’ireny didim-pitsarana ireny.+ 6 Nandatsaka ny ran’ny olona masina sy ny mpaminany mantsy izy ireo,+ ka nomenao ra hosotroiny.+ Mendrika an’izany izy ireo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara