FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Mifalia miaraka amin’ny vahoakan’Andriamanitra ianareo hafa firenena!+

      Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+

      Ary hamaly ny nataon’ny fahavalony,+

      Sy handrakotra ny fahotan’ilay* tanin’ny vahoakany.”

  • Lioka 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy hataon’Andriamanitra mahazo rariny tokoa ve ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina,+ na dia hoe manam-paharetana amin’izy ireo aza izy?+

  • Apokalypsy 19:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Taorian’izany, dia naheno feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be tany an-danitra aho, niantsoantso hoe: “Derao i Jah!*+ An’ilay Andriamanitsika ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery, 2 satria azo atokisana sy ara-drariny+ ny fitsarany. Fa nampihatra didim-pitsarana tamin’ilay mpivaro-tena lehibe izy, dia tamin’ilay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany.* Novaliany koa ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan’ilay vehivavy.”*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara