FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+

      Fa manao ny rariny foana izy.*+

      Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+

      Marina sy mahitsy izy.+

  • Salamo 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Madio ny fahatahorana an’i Jehovah,+ maharitra mandrakizay.

      Marina ny didim-pitsaran’i Jehovah, ara-drariny daholo.+

  • Apokalypsy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry+ izy ireo, hoe:

      “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Ara-drariny sy azo atokisana ny zavatra ataonao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara