Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+Fa manao ny rariny foana izy.*+ Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 119:137 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 137 Tia rariny ianao, Jehovah ô,+Ary ara-drariny ny didim-pitsaranao.+
4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+Fa manao ny rariny foana izy.*+ Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+