Jakoba 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tokony ho mpankatò ny teny+ ianareo, fa tsy ho mpihaino fotsiny, ka hamita-tena amin’ny hevi-diso. Jakoba 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha misy mahafantatra an’izay tokony hataony àry, nefa tsy manao, dia manota izy.+
22 Tokony ho mpankatò ny teny+ ianareo, fa tsy ho mpihaino fotsiny, ka hamita-tena amin’ny hevi-diso.