FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 12:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary ho be dia be ny kapoka ho azon’izany mpanompo izany, satria fantany ny sitrapon’ny tompony nefa tsy niomana izy na nanao an’izay nasainy natao.*+

  • Jaona 9:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Dia hoy i Jesosy: “Tsy ho meloka ho nanota ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’, dia tsy afaka ny fahotanareo.”+

  • Jaona 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Raha ohatra ka tsy tonga aho sady tsy niteny taminy, dia tsy ho meloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny amin’ny fahotany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara