FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “Makà lesona avy amin’ity fanoharana momba ny aviavy ity: Raha vao mitsimoka ny rantsany ka manomboka misy raviny, dia fantatrareo fa efa akaiky ny fahavaratra.+ 33 Hoatr’izany koa fa rehefa hitanareo izany rehetra izany, dia fantaro fa efa akaiky izy, efa eo am-baravarana.+

  • Marka 13:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Makà lesona avy amin’ity fanoharana momba ny aviavy ity: Raha vao mitsimoka ny rantsany ka manomboka misy raviny, dia fantatrareo fa efa akaiky ny fahavaratra.+ 29 Hoatr’izany koa fa rehefa hitanareo hoe miseho izany zavatra izany, dia fantaro fa efa akaiky izy, efa eo am-baravarana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara