Matio 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Koa miambena foana àry,+ satria tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.+ Marka 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mitandrema foana sy miambena foana,+ fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny fotoana voatondro.+ 1 Korintianina 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Miambena foana,+ miorena tsara amin’ny finoana,+ ary miezaha ho be herim-po*+ sy hatanjaka.+ 1 Petera 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka ianareo hisaina tsara foana sy hiambina!+ Ny Devoly fahavalonareo mantsy mandehandeha hoatran’ny liona mierona, mitady olona harapaka.+
8 Aoka ianareo hisaina tsara foana sy hiambina!+ Ny Devoly fahavalonareo mantsy mandehandeha hoatran’ny liona mierona, mitady olona harapaka.+